Tongasoa ato amin'ny
Foibe Fanofana Matihanina amin'ny fambolena sy fiompiana Nazarena Aboalimena (CFPANA)
Centre de Formation Professionnelle Agricole Nazarena
Filankevim-pitantanana
Navaozina tamin’ny 06 Desambra 2025 ny Filankevim-pitantanana ka hiasa manditrany 2 taona (2026-2028). Ka 16 ny isany mpikambana ka ny 13 dia mpikambana avy eto antoerana fa ny 3 ambiny kosa avy any ivelany toy ny any Belo sy Morondava.
-Filoha : Patrick Auguste
-Filoham-boninahitra : Dera Haidaraly
-Filoha lefitra : Volala Joseph sy Hoanary Berthin
-Mpitantsoratra: Nilaiko Mihary Jean Delson sy Solofoniaina Tolojanahary William
-Tompon'andraikitra ao Antananarivo : Havesa Tsifanay Tolihare
Fitaleavana
-Tale ny CFPANA: Bienjour Gilbert Razafimitsa
-Tale lefitra ny CFPANA : Hassan Zalika Auguste
-Mpiandraikitra ny famokarana : Larien Botovazaha
FILOHA SY BIRAO NY FILANKEVIM-PITANTANANA
Ny Fiobe Fanofanana Matihanina Amin'ny Fambolena sy Fiompiana Nazarena Aboalimena (CFPANA)
Tale ny Fiobe Fanofanana Matihanina Amin'ny Fambolena sy Fiompiana Nazarena Aboalimena (CFPANA)
[email protected]
WhatsApp +261 34 44 160 92